Entry (1/2) | 1 mamorifotra |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 forifotra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be diabe vokatry ny aretina): Namorifotra ny kitrotron' Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara |
Explanations in French |
8 [1.3] faire éruption, apparaître en masse, pulluler |
Entry (2/2) | 9 mamorifotra |
Part of speech | 10 adjective |
Root | 11 forifotra |
Explanations in Malagasy |
12 [1.13] feno zavatra boribory madinika marobe |
Explanations in French |
13 [1.13] oolithique |
Vocabulary |
14 Geology |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |