Entry | 1 mamosaka |
Root | 2 posaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1] |
Explanations in English |
5 to reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7] |
Explanations in French |
6 révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8] |
Examples |
7 Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
[2.298#]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 mamosaka hevitra |
Synonyms | 13 manaposaka |
Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
Anagrams | 15 mamasoka, 16 mamosaka, 17 somamàka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |