Entry | 1 mamotitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fotitra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy |
Explanations in English |
9 [1.2] to invert to curse, to vilify, to use opprobrious language. 10 [1.7] to turn end for end |
Explanations in French |
11 [1.8] inverser |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |