|
|
|
|

Teny iditra1  mampanembona
Fototeny  2 embona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Tonon-taona mampanembona ny ambanivohitry ny tena! [1.228]
5  ry ali-mampisaona, mampanembona ny foko, Ora firy, sa ho taona, vao hangina ny toloko? [1.247]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12