Entry | 1 mampianatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 anatra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy |
Explanations in English |
10 [1.7] to teach |
Explanations in French |
11 [1.8] enseigner |
Examples |
12 [2.332#] Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. 13 [4.27#] Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? |
Vocabulary |
14 Education |
Anagrams | 15 mampianatra, manampaitra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |