|
|
|
|

Entry1  mampiantso
Part of speech  2  active verb
Root  3  antso
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8  [1.3#57]
Examples  9  [2.928#2] Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra
10  [2.606] Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha.
11  [2.643] Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy.

Anagrams  12  mampiantso, mañampitso, Manampotsy, mpanatsimo, nasampotim

Updated on 2025/07/29