Entry | 1 mampihiratra |
Root | 2 hiratra |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Ny resak' izy roa lahy nitohy ihany ary tsy nisy niafina tamiko, no hampihiratra tanteraka ny masoko sy ny saiko.
[2.4]
5 Iaveh mampihiratra ny jamba; Iaveh mampitraka ny mitanondrika; Iaveh tia ny marina; [2.996] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/10 |
![]() |