|
|
|
|

Entry1  mampirehitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  rehitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana
Explanations in French  9  [1.107] faire allumer, allumer
Examples  10  [2.583] Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina.
Synonyms  11  mandrehitra

Updated on 2025/07/29