|
|
|
|

Entry1  mampisaina
Part of speech  2  active verb
Root  3  saina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Examples  8  [2.298#] Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino.
9  [2.356#] Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra.

Anagrams  10  mampisaina, nampiasaim

Updated on 2025/08/10