Entry | 1 mampisinda |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sinda |
Morphology |
|
Examples |
7 [4.27] Indrisy anefa fa tsy ahafahana mampisinda ny fiahiahiana ny fomba anomanana ny fifidianana. 8 [2.5] "Nosokafako hanoina sy hiantso azy ny molotro, saingy asa na nahaloa-peo aho na tsia, fa nisarika ahy moramora ny torimason-tazo feno nofy ratsy, hampisinda - indrisy! |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |