|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampitaha |
| Fototeny | 2 taha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to compare one thing with another
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 comparer, faire confronter
[1.8] |
| Ohatra |
7 Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany.
[1.379#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mahatampy, 13 mampahita, mampitaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|