|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 taha- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tahaka |
| Teny iditra (2/3) | 3 taha |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha
[Taisaka]
[1.78] 6 Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona 7 Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io 8 Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io 9 Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa 10 Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a payment of compensation; a comparison
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 compensation, dédommagement : comparaison
[1.8] 13 taux [1.13] 14 (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. 15 Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 38 taha |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 fitsaboana
[Tambahoaka]
[1.78] 41 fitsaboana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 soin
[1.13] |
| Voambolana | 43 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 44 taha fery |
| Fivaditsoratra | 45 hatà, hata, taha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|