|
|
|
|

Teny iditra 1  mampitombo
Fototeny  2 tombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
4 manitatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 ny mampitombo : multiplication [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ny mampitombo: la multiplication [1.8]
7 multiplier, augmenter [1.13]
Ohatra  8  Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508#]
9  mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117#]
10  Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357#]
11  Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Mpanahaka  15  manabevoho, 16  manaobefilaza, 17  manaofilazandramitraho, 18  manaokitsanitsany, 19  manaolazahabobo, 20  manaolazamasaka, 21  manaolazarezatra, 22  manaolazambalala, 23  manaoterabaofilaza, 24  manitatra, 25  masadroatelo, 26  matavyfilaza, 27  milazavalamaty
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07