|
|
|
|

Teny iditra 1  mampitombo
Fototeny  2 tombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
4 manitatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 ny mampitombo : multiplication [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ny mampitombo: la multiplication [1.8]
7 multiplier, augmenter [1.13]
Ohatra  8  Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508#]
9  mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117#]
10  Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357#]
11  Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Mpanahaka  15  manabe voho, 16  manao be filaza, 17  manao filazan-dRamitraho, 18  manao kitsanitsany, 19  manao laza habobo, 20  manao laza masaka, 21  manao lazam-balala, 22  manao laza rezatra, 23  manao tera-bao filaza, 24  manitatra, 25  masadroatelo, 26  matavy filaza, 27  milaza valamaty
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mampitombo
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22