|
|
|
|

Entry1  mampoelana andro
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mampoelana, andro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...)

Updated on 2024/12/07