| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 manonja | 
| Fototeny | 2onja | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to rise up in waves, to undulate. [1.2] 6 to rise up in waves [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 avoir les flots agités [1.8] | 
| Ohatra | 
8 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa...
[2.471] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 14 manonjà | 
| Fototeny | 15onja | 
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonja [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
17 [1.3] | 
| Fivaditsoratra | 18 manan-jo, 19 manonja, manonjà | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |