|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manonja
Fototeny  2 onja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rise up in waves, to undulate. [1.2]
6 to rise up in waves [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir les flots agités [1.8]
Ohatra  8  Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa... [2.471]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  manonjà
Fototeny  15 onja
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonja [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manan-jo, manonjà, manonja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27