|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mana~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 variant of the prefix
5 man~, 6 mam~; 7 also sometimes form verbs with a causal meaning, as: 8 manakodìa, to cause to roll [1.7] |
| Teny iditra (2/4) | 9 mana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 calamité
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/4) | 12 maña |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 17 mana |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra
[1.1] |
| Voambolana | 20 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | mana, mana~, maña, 21 nama, Nama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|