|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manabaka
Fototeny  2 baka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampihataka ho toy ny V [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 is used in Imerina for mambaka. [Merina] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Rendre divergent, mettre en V [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 mambaka

Teny iditra (2/3)12  manabaka
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 manosotra [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)15  manabakà
Fototeny  16 baka
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabaka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 akambana, 19 ambakana, manabaka, manabakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27