|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manaboda
Fototeny  2 boda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay hahalemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to make soft. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 ramollir, rendre mollet [1.3#83]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  manabodà
Fototeny  12 boda
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboda [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)14  mañaboda
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 mandefa, mamela [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  17 andambao, 18 manabado, manabodà, mañaboda, manaboda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27