|
|
|
|

Teny iditra1  manabohamaty
Singan-teny  2 manana, 3 bohaka, 4 maty
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  manantyvoina, 11  manaoanjolofo, 12  manaomosalahy, 13  manaovyvery, 14  manehadoza, 15  mankahadoza, 16  milafaty, 17  milavoina, 18  mitonotena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31