Entry (1/2) | 1 manadala |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 adala |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. |
Explanations in English |
11 [1.2] To befool, to confound, to perplex, to infatuate. 12 [1.7] to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish |
Explanations in French |
13 [1.3#2, 1.8] tromper, faire perdre la tête 14 [1.3] Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser |
Examples |
15 [2.528#] manadala ahy mihitsy ianao! 16 [1.214#] Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! 17 [1.3#2] nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) 18 [1.3#2] manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word manadala |
Entry (2/2) | 20 manadalà |
Part of speech | 21 imperative of active verb manadala [Full list] |
Root | 22 adala |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Explanations in French |
24 [1.3] |
Anagrams | 25 anadalam, manadala, manadalà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |