Entry | 1 manadino |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hadino |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa |
Explanations in English |
11 [1.2, 1.7] to forget 12 [1.2] to neglect |
Explanations in French |
13 [1.3#202, 1.8] oublier 14 [1.3#202] ne pas se souvenir, pardonner |
Examples |
15 [1.369#] Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. 16 [2.245#] Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. 17 [1.381#] Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manadino |
Anagrams | 19 amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, manodina, mañodina, manodìna, manondia, miondana, miondàna, namodian, nanodiam, nodainam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |