|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manady |
| Fototeny | 2 tady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao tady: Manady no raharahan-dRangahy io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to twist, to make a rope by twisting
6 also in the province to bind with cords. [1.2] 7 to twist into rope [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 corder, faire une corde
[1.8] |
| Ohatra |
9 manady rongony hatao lamba.
[2.69#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 manatady |
| Teny iditra (2/3) | 15 mañady |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 manome tsiny
[Sihanaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 mañady |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 mangata-bady
[Taisaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 29 madañy, 30 madina, mañady, manady, 31 manday, 32 mandia, 33 manida |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|