Entry | 1 manafatrafatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 afatrafatra |
Morphology |
|
Explanations in English |
8 [1.2] [Provincial]
to speak forcibly, to declare earnestly |
Examples |
9 [2.357#] Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao. 10 [2.470#] Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manafatrafatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |