|
|
|
|

Teny iditra1  manafongotra
Fototeny  2 fongotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io
5 Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta
6 Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 mamongotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12