|
|
|
|

Teny iditra1  fongotra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
4 Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany
5 Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra. [1.2]
7 completely destroyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis) [1.3]
9 complètement détruit [1.8]
Ohatra  10  Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy; [1.38]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  27  fompotra
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17