|
|
|
|

Entry1  manafy
Part of speech  2  active verb
Root  3  tafy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy
Explanations in English  9  [1.2, 1.7] to clothe, to dress.
Explanations in French  10  [1.8] vêtir quelqu'un
Examples  11  [2.643#] Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy.
12  [1.369#] Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany.

Anagrams  13  famany, fañamy, fanamy, fanima, finama, ifanam, mafina, manafy, manifa, mifana, mifana~, mifanà, mifaña, nafiam, namafy, niafam

Updated on 2025/08/10