|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 managoana |
| Fototeny | 2 goana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoha mafy miriadriatra: Iza no nanagoana ny varavarana teo?
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ouvrir avec bruit, publier, commencer, continuer
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 10 managoana |
| Fototeny | 11 goana |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to go over a list of names to see if all are there.
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 14 managoàna |
| Fototeny | 15 goana |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managoana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 17 amangoana, 18 anamangao, managoana, managoàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|