Entry (1/2) | 1 manahaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hahaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Tanala]
[mañahaka] manofa (vary, kafe, ets) 9 [1.1] Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika |
Explanations in English |
10 [1.7] to scatter, to disperse |
Explanations in French |
11 [1.8] disperser, éparpiller |
Examples |
12 [2.285#] Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! |
Synonyms | 13 mañakake |
Entry (2/2) | 14 manahaka |
Part of speech | 15 active verb |
Root | 16 tahaka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy |
Anagrams | 23 hamakana, kamahana, manahaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |