|
|
|
|

Entry1  manaja ny teny natao
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manaja, teny, atao
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy mivadi-bolana na mitsoateny, fa mitana ny teny natao hatramin' ny farany

Updated on 2025/07/29