|
|
|
|

Entry1  manakatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  takatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao
Explanations in English  12  [1.7] to try the depth of water; to try to reach up to something
Explanations in French  13  [1.8] sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre
Examples  14  [2.606#] Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza.
15  [1.369#] tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy.

Anagrams  16  anatrakam, manakatra, manatrakà, manatraka

Updated on 2025/08/10