|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakitakita
Fototeny  2 kitakita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manitakita

Teny iditra (2/2)10  manakitakità
Fototeny  11 kitakita
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitakita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manakitakita, manakitakità, 13 manitakitaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27