|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakitra
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakotaba; manakotrana; mampaneno
5 Misokitra, mikitika [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manakitrà
Fototeny  11 kitra
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mañakatry, manakitrà, manakitra, 14 mañatrika, manatrika, 15 mikatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27