|
|
|
|

Entry1  manakolaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay
Explanations in English  4  [1.2] to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent.
Root  5  takolaka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  manatakolaka

Updated on 2024/12/11