|
|
|
|

Entry (1/2)1  manalina
Part of speech  2  active verb
Root  3  alina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly.
Explanations in English  10  [1.2] to detain till night; to misspend one's days and hours.
Explanations in French  11  [1.3] retenir jusqu'à la nuit ou longtemps
Examples  12  [2.245#] izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro.
13  [2.298#] Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona.

Entry (2/2)14  manalìna
Part of speech  15  imperative of active verb manalina [Full list]
Root  16  alina

Anagrams  17  analinam, anilanam, manalina, manalìna, manilàna, manilana, nalamany, nalamina, namalany, namalian

Updated on 2025/08/10