|
|
|
|

Teny iditra1  manamainty molaly ny tany
Singan-teny  2 manamainty, 3 molaly, 4 tany
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manao izay hahabe ny vokatry ny tany, milofo amin' ny fambolena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to develop a country's resources [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 développer le pays et ses ressources [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11