Entry (1/2) | 1 manambana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ambana |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Tambahoaka]
[mañambaña] manambana 9 [1.1] Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý |
Explanations in English |
10 [1.2] to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. |
Explanations in French |
11 [1.3] menacer, frapper, atteindre |
Examples |
12 [4.27] Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo. 13 [2.996] fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. |
Entry (2/2) | 14 manambàna |
Part of speech | 15 imperative of active verb manambana [Full list] |
Root | 16 ambana |
Anagrams | 17 anambanam, manambana, manambàna, mananamba |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |