|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manambatra |
| Fototeny | 2 tambatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray
5 Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ 6 Mampitohy: Nanambatra hazo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mettre ensemble, unir, joindre, additionner
[1.3] 8 faire la somme, additionner [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13 manatambatra |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|