|
|
|
|

Entry1  manampò
Part of speech  2  active verb
Root  3  fo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana
Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho
Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io
Explanations in English  9  [1.2] to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose.
10  [1.7] to expect
Explanations in French  11  [1.8] prévoir, s'attendre à
Examples  12  [2.588#] Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra.
13  [2.895#] Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany.
Proverbs  14  Proverbs containing the word manampò

Anagrams  15  anompam, manampò, manampo, manompa, manompà, mpamòna, naompam

Updated on 2025/08/10