|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manampoka |
| Fototeny | 2 tampoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to come upon suddenly, to surprise
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 surprendre
[1.3#664, 1.8] 7 arriver à l'improviste [1.3#664] |
| Ohatra |
8 Fa ahoana no manampoka!
[2.356#59]
9 Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472#216] |
| Teny iditra (2/2) | 10 manampoka |
| Fototeny | 11 tampoka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to soak, to steep
[1.2] 15 to add cold water [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum
[1.3#664] 17 ajouter de l'eau froide [1.8] |
| Ohatra |
18 tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra;
[2.996#54.004.002]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23 manampoka aina |
| Fivaditsoratra | 24 mampanako, 25 manakompà, manampoka, 26 manompaka, 27 mpanakamo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|