|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tampoka
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
4 Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 suddenly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
7 subitement [1.8]
Ohatra  8  Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
9  Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
10  Tafatsangana tampoka izy. [2.470]
11  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  24 mamely tampoka
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)26  tampoka
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29 action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17