|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manampontsampona
Fototeny  2 sampontsampona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin' ny fivoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to hinder, to prevent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 empêcher [1.8]
Ohatra  7  manampontsampona ahy ianao! [2.270#]
8  Fa raha mba aty amin' ny lafin-kavan-dRamatoa kosa no mba misy raharaha mihetsika, lazaina fa mahavery rariny, tsy misy hanaovan-javatra, «sikidy mila voatsiary ka mampandihy ny marary», «manampontsampona tahaka ny fatiri' antitra", lanjam-bola; [2.346#18]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  manampontsampòna
Fototeny  15 sampontsampona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampontsampona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manampontsampòna, manampontsampona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27