Entry | 1 manampy trotraka |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 manampy, trotraka |
Examples |
4 [2.470] ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. 5 [2.471] nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |