|
|
|
|

Teny iditra1  manandoka
Fototeny  2 sandoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangalatra an-kafetsena, mifetsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to defraud; to pretend to a position or dignity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 escroquer; prétendre être le maître de, se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8]
Ohatra  7  Moa zanakao iolehilahyio, fa manandoka ho zanakao izy? [2.293#]
8  Ny manandoka olom-potsy ho andevo dia sazina omby 10 [1.123#]
9  Ny mpanompo manandoka ho Ambaniandro dia omena ny tompony. [1.123#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 manando-drazana

Fivaditsoratra  manandoka, 15 mandonaka, 16 mankandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09