|
|
|
|

Teny iditra1  manandro
Fototeny  2 andro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany
5 Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [1.2]
7 to cast a horoscope; to pick out lucky days [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 tirer l'horoscope, prédire les
9 jours fastes et néfastes [1.8]
Ohatra  10  Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  manitsakaandro, 16  mitetyandro
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manandro, 18 mandrona, mandronà, 19 manondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27