|
|
|
|

Teny iditra1  manandry
Fototeny  2 tandry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manandry ratsy olona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  8 manendry

Fivaditsoratra  manandry, 9 mandrañy, 10 mañindra, manindra, 11 mindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27