|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tandry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1]

Teny iditra (2/3)4  tandry
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (3/3)11  tandry
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 sahaza, antonona [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19