|
|
|
|

Teny iditra1  manangam-bovona
Singan-teny  2 manangana, 3 vovona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra;
6 tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra  7 manangam-bombo, manangam-bombona
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17