|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vovona |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Avosa, fanaovana antontany. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 9 vovona |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1] |
| Voambolana | 12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 13vombo, vombona |
| Kamban-teny rehetra | 14manangam-bovona |
| Teny iditra (3/4) | 15 vovona |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 vovonana, tafontrano [Taisaka]
[1.78] 18 [1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 19 vovoña |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka]
[1.78] 22 dobo [Tanosy] [1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 vovona, vovoña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|